Entrée sasa
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1]
Explications en anglais A washing [1.7]
Explications en français Lavage [1.5]
 Action de laver [1.8]
Explications en italien Lavatura; lavata [1.18]
Exemples Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [2.48]
Dérivés 
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31