|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanasana |
| Fototeny | 2 asa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana
[1.1] 5 Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika 6 Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a feast, a banquet
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 festin, banquet; invitation
[1.8] |
| Ohatra |
9 Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany.
[1.381#]
|
| Tovy hevitra | 10 fanasam-be |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 13 Randzavola: fanasana ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 14 fanasana |
| Fototeny | 15 sasa |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc.
[1.2] 19 washing clothes, washing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 action de laver, instrument pour laver, lieu où on lave.
[1.5] 21 la lessive, action de laver le linge [1.8] |
| Ohatra |
22 Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba.
[2.356#]
|
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|