|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  manasa
Fototeny  2 sasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manala loto amin'ny rano:
5 lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to wash [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 laver [1.8, 1.5]
8 faire le linge [1.8]
Ohatra  9  Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mamotsy, 15  manadio, 16  manakobana, 17  manalaloto, 18  manalapentina, 19  manalatseroka, 20  manontsana, 21  manorana, 22  manoza, 23  mifantsana
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/8)26  manasà
Fototeny  27 sasa
Sokajin-teny  28  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  29 wash [1.26#19]

Teny iditra (3/8)30  manasa
Fototeny  31 asa
Sokajin-teny  32  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  33 Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  34 aiguiser, affiler, râper [1.3]
Kamban-teny rehetra  35  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (4/8)36  manasà
Fototeny  37 asa
Sokajin-teny  38  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa [Fitanisana]

Teny iditra (5/8)39  manasa
Fototeny  40 asa
Sokajin-teny  41  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  42 Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany [1.1]

Teny iditra (6/8)43  mañasa
Sokajin-teny  44  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  45 manohana; manafina [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (7/8)46  mañasa
Sokajin-teny  47  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  48 miantso [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (8/8)49  manasa
Sokajin-teny  50  anarana
Fanazavàna teny malagasy  51 mananasy [Tambahoaka, Taisaka, Bezanozano, Tanala, Tanosy] [1.78]
52 (mañasa) mananasy [Bara] [1.78]
Voambolana  53  Haizavamaniry: voankazo

Fivaditsoratra  mañasa, manasa, manasà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21