Entrée voasasa (sasa)
Partie du discours participe passé
Traduction française lavé [Abinal 1888]
Synonymes sinasa
Exemples 
1Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Rahefa samy tonga tany an-trano izahay sy Vola ny hariva, dia niara-nivoaka hanatitra ny akanjon-dRasamy efa voasasa sy voapasoky ny mpiasa. [Andraina: I Vola]

Mis à jour le 2021/03/01