Entrée 1/2 mifanasa (asa)
Partie du discours verbe actif
Explications en français  [1.3]
 échanger des invitations [2.47]
Exemples 
1Ary dia mifanasa sy mifankatia ny vahoaka mandra-pahalany ny hena (La population échange des invitations et des manifestation d'amitié jusqu' à l' épuisement des viandes) [2.48]
2Fanaon' ireo zanany ny mifamangy sy mifanasa amin' ny sakafo tsara samy amin' ny an' androny avy, ary naniraka hanasa ireo anabaviny telo vavy izy, hiara-mihinana sy misotro aminy. [2.996]
3Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany. [4.27]

Entrée 2/2 mifanasa (sasa)
Partie du discours verbe actif
Explications en français  [Vezo] Se laver mutuellement [1.68]

Mis à jour le 2023/03/02