Entrée sasarina (sasatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao izay hahasasatra: Aza sasarinao amin' ny hazakazaka ny zanako [1.1]
Explications en français Qu'on fatigue. [1.3, 1.5]
Morphologie 
Présent : sasarina, sasariko, sasarinao, sasariny, sasarintsika, sasarinay, sasarinareo, sasarin', sasarin-, sasarim-, sasari-
Passé : nosasarina, nosasariko, nosasarinao, nosasariny, nosasarintsika, nosasarinay, nosasarinareo, nosasarin', nosasarin-, nosasarim-, nosasari-
Futur : hosasarina, hosasariko, hosasarinao, hosasariny, hosasarintsika, hosasarinay, hosasarinareo, hosasarin', hosasarin-, hosasarim-, hosasari-
Impératif : sasaro

Mis à jour le 2023/01/20