Entrée |
manasatra
(sasatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana ¶ Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [Abinal 1888]
|
| fatiguer, importuner. [Rajaonarimanana 1995]
|
Morphologie |
|
Exemples | aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. [Baiboly: 6:007:003/Josoa 7:3..]
|
Citations |
|