|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mangana |
| Fototeny | 2 gana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandrindrina na mikapoka mafy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to knock something and make it resound.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Fermer ou frapper avec bruit, battre fortement
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10 managana |
| Teny iditra (2/3) | 11 mangana |
| Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Mivolona firamainty na manjarano, mivalomainty: Voadona mafy ny handriny ka mangana
14 Trotraka: Mangana mihitsy aho vao afaka tao ka aoha kely aloha hiala sasatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 bruised, black and blue
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 contusionné, livide
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 26 mangana |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 a bruise
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 contusion
[1.8] |
| Ohatra |
30 Tapaka, hono, ny ranjony havia, rotidrotika daholo ny akanjony, tsy nisy ratra na mangana anefa ny vatany hita niseho, fa ny taehiny no tsy azo nojerena:
[2.472]
|
| Fivaditsoratra | 31 mananga, mangana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|