Entrée vizaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova
¶ Reraka, osa
Explications en anglais  [Hallanger 1973] tired; weary or cramped from holding one position
Explications en français  [Abinal 1888] Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude
  [Hallanger 1974] las, fatigué
Dérivations 
Synonymes vizana
Exemples 
1 [Rakotozafy: Ratsimba, page 8] Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako.
2 [Ravalison: Atodiorokoroka] Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka.

Mis à jour le 2020/07/31