|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamizana
Fototeny  2 vizana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manasatra, mahasasatra: Mamizana ahy izany mihaino ny bedibedinareo izany ka lasa aho
5 Mandreraka: Mamizana ity osa mibata entana lava itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to make fatigued, to tire out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 fatiguer, épuiser [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 mamizaka

Teny iditra (2/2)13  mamizàna
Fototeny  14 vizana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamizana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamizana, mamizàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21