|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 talata |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy
4 ary mialoha ny alarobia; 5 fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; 6 ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro, 7 tsy fanao ny mamangy manjò talata. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 Tuesday
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Le mardi
[1.3] 10 Mardi [1.5, 1.8] 11 Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi] [Tanala] [1.6] 12 (ar.) mardi [1.14] |
| Ohatra |
13 talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina.
[2.470]
14 Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy. [2.472] |
| Voambolana | 15 Fotoana |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
26 Fizaran' andro |
| Teny iditra (2/2) | 27 Talata |
| Singan-teny | 28 talata |
| Sokajin-teny | 29 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 The place of holding Tuesday's market.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent.
[1.3] |
| Voambolana | 32 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | Talata, talata, 33 tatala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|