|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sabotsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (na Asabotsy, izay marimarina kokoa)
4 Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary
5 mialoha ny alahady;
6 andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 Same as asabotsy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Samedi [1.5]
9 Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [Tanala] [1.6]
Ohatra  10  Izao no maty tamin' ny andro sabotsy. [2.48]
11  Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369#]
Voambolana  12  Fotoana
Tsipelina hafa  13 asabotsy
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 2 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  23  Fizaran' andro

Teny iditra (2/2)24  Sabotsy
Singan-teny  25 sabotsy
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  27  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Sabotsy, sabotsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21