Entrée asabotsy
Partie du discours nom
Explications en malgache (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro, manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady [1.10]
 Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina: fitomaniana ny maty, fanaovana ny famoizana sy afana. [1.1]
Explications en anglais Saturday [1.2, 1.7]
Explications en français Samedi [1.3, 1.8]
 (var. sabotsy) Samedi [1.5]
Explications en italien Sabato [1.18]
Explications en allemand Samstag. -- Das erste Spiel gibt es am Samstag nach der Sommerpause. Asabotsy tsy fiasana: ein arbeitsfreier Samstag. Synonym: Sonnabend [1.56]
Exemples 
1Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
2Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Tableaux et planches Mesure du temps
Proverbes 

Entrée Asabotsy
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en anglais The place of holding Saturday's market. [1.2]
Explications en français Nom des marchés qui se tiennent en ce jour. [1.3]
 Le marché du samedi [1.5]
Exemples ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra Asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora. [2.48]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/11/22