Entrée zoma
Partie du discours nom
Explications en malgache Zohy, lava-bato [Rajemisa 1985]
Explications en anglais  [Provincial] for zohy [Richardson 1885]
Synonymes zohy

Entrée zo
Partie du discours nom
Explications en malgache Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [Rajemisa 1985]
Explications en anglais Friday [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Explications en malgache Vendredi [Abinal 1888, Beaujard 1998, Hallanger 1974, Sims 1969]
Explications en français (ar.) vendredi. Var. le plus usue [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1996]
Explications en italien venerdi [Profita 1969]
Explications en allemand Freitag. -- Du siehst ja, daß ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [Bergenholtz 1991]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Mesure du temps
Exemples Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 11]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot zomà (1): Anjoma

Entrée Zo
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [Rajemisa 1985]
Explications en anglais The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [Richardson 1885]
Explications en français Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [Abinal 1888]
Explications en anglais The Friday market-place [Hallanger 1973]
Explications en français Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Citations 
Illustrations 

Mis à jour le 2021/04/18