Entrée manaratsy (ratsy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao
Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo
Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe
Mitovy hevitra: mamasoka ~ mamingavinga ~ mamotsifotsy ~ manabanty ~ manaboka ~ manafoka ~ manakiana ~ manakizaka ~ manamavo ~ manambany ~ manao ambanin-javatra ~ manao tsinontsinona ~ manatsizarizary ~ manazimba ~ manebaka ~ manenitra ~ manevateva ~ maniny ~ maniratsira ~ manitsakitsaka ~ manizakiza ~ manosihosy [1.1]
Explications en anglais To speak evil of [1.7]
Explications en français Diffamer [1.107]
 Calomnier [1.3, 1.8]
 Dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse) [1.3]
Exemples 
1Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny [2.131]
2Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina. [2.285]
Morphologie 
Présent : manaratsy
Passé : nanaratsy
Futur : hanaratsy
Impératif : manaratsia
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/14