Entrée | ratsy | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Définition malgache | Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao ¶ Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany ¶ Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra ¶ Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Traduction anglaise | bad; wicked [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Traduction française | mauvais [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Dérivations |
| ||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Antonymes | tsara | ||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot ratsy | ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |