|
|
|
|

Teny iditra1  faharatsiana
Fototeny  2 ratsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka:
5 Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 mauvais état, mauvaise qualité, laideur
7 méchanceté, malice, malheur [1.3]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Tovy hevitra  10 haratsiana
Kamban-teny rehetra  11 fara faharatsiana

Fivaditsoratra  faharatsiana, 12 ifaratsahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17