|
|
|
|

Teny iditra1  haratsiana
Fototeny  2 ratsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy
5 Havetavetana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 evil, wickedness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 méchanceté [1.3, 1.8]
8 malheur [1.3, 1.8]
9 malice [1.3]
10 mauvais état, mauvaise qualité, laideur [1.3]
Ohatra  11  Hahita vehivavy anio, fa ny zanako avy no anamparana ny haratsiana! [1.214#mg]
12  haratsiana amin' izany eto ilay omby satria malemy sy tsy mahavita ny asany ara-dalàna. [1.519#]
Tovy hevitra  13 faharatsiana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 antsiaraha, haratsiana, 16 hatsaraina, 17 itsaharana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17