Entrée tsy mahomby
Mots élémentaires tsy ; mahomby
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [1.1]
Exemples 
1Tsy mahomby miasa tany izy [1.1]
2Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [1.1]
3Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [1.1]

Mis à jour le 2023/06/12