|
|
|
|

Teny iditra1  mahomby
Fototeny  2 omby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maharesy, mandresy: Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy
5 Ambinina, mahavoa tsara, mahazo vokatra tsara, misy vokany tsara: Nahomby ny zokiko tamin' ny fanadinana ~ Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina
6 Mandaitra, afaka hanasitrana: Nahomby tokoa ny fanafody nomenao ahy fa vao nisotro eran' ny sotro aho dia nisinda ny aretin' andohako
7 (raha misy matoanteny eo aoriany): afaka hanao (asa iray) tsara: Tsy mahomby miasa tany izy
8 Tsara, vanona: Misaotra fa nahomby tokoa ny kilalaonareo, rankizy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be able to do something, to be able to effect [1.2]
10 to be able to do it; to succeed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être capable de faire une chose; réussir [1.8]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Mpanahaka  16  mahasehaka, 17  mahovoka
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mahomby, 20 mihambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17