|
|
|
|

Teny iditra 1  mahasehaka
Fototeny  2 sehaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity
5 Mahavita zavatra, mahomby: Nahasehaka ilay raharaha ihany lahy ny rahalahinao. [1.1]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mahasehaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04