Entrée fifanaratsiana (ratsy)
Partie du discours nom
Exemples Tsy ny fifanaratsiana na ny fifampiam-pangana atsy sy ary no hahavitana ny adidy efa noraisina sy nekena an-tsitrapo, fa ny fifampandeferana sy ny fifanajan-kevitra ananan' ny olona tsirairay avy sy ny finoan' ny olona isan-karazany avy koa. [2.285]
Morphologie 
Simple : fifanaratsiana, fifanaratsiako, fifanaratsianao, fifanaratsiany, fifanaratsiantsika, fifanaratsianay, fifanaratsianareo, fifanaratsian', fifanaratsian-, fifanaratsiam-, fifanaratsia-
Préfixée : -pifanaratsiana, -pifanaratsiako, -pifanaratsianao, -pifanaratsiany, -pifanaratsiantsika, -pifanaratsianay, -pifanaratsianareo, -pifanaratsian', -pifanaratsian-, -pifanaratsiam-, -pifanaratsia-

Mis à jour le 2023/01/20