|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamasoka |
| Fototeny | 2 vasoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manala baraka: Nahoana ianao no namasoka ahy teo anatrehan' ny mpianatra rehetra
[1.1] 5 manala ny mangirangina [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 délustrer
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | mamasoka, 11 mamosaka, 12 somamàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|