|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manazimba
Fototeny  2 zimba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao
5 Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny
6 Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io [1.1]
Ohatra  7  Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa. [2.285#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  manazimbà
Fototeny  14 zimba
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazimba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manazimbà, manazimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21