|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manevateva
Fototeny  2 tevateva
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao ho tsinontsinona, manaratsy, maniratsira [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 mitevateva

Teny iditra (2/2)10  manevatevà
Fototeny  11 tevateva
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manevateva [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  13 manevatevaza

Fivaditsoratra  manevatevà, manevateva

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21