|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamingavinga
Fototeny  2 vingavinga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to abuse, disdain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 mépriser, dédaigner [1.8]
Ohatra  7  Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka! [2.528#]
8  Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana [4.27#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mamingavin
Fototeny  14 vingavinga
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamingavinga [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mamingavinga, mamingavingà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21