|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 maniny |
| Fototeny | 2tsiny |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka velively haniny ahy amin' izany ianao.
5Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 10 maniny |
| Fototeny | 11tsiny |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 18 maniny |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
20manafina.
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 21 maniny |
| Fototeny | 22many |
| Sokajin-teny | 23 anarana many sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
24his/her/its/their odor.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25son odeur, leur odeur.
[3.1] |
| Fivaditsoratra | 26 amin' ny, 27 maniny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|