|
|
|
|

Teny iditra 1  manitsakitsaka
Fototeny  2 hitsakitsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 [mañitsakitsaka] [Betsimisaraka] manao tsinontsinona ny namana, manavakavaka na mampihisaka amin'ny tongotra [1.78]
Tovy hevitra  5 manitsaka
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manitsakitsaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04