|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  lafo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao
4 Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 sold; expensive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 vendu; qui coûte cher [1.8]
Ohatra  7  Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny. [2.470#8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  17 mora
Mpanahaka  18  be vidy, 19  hangana, 20  hentona, 21  maneno, 22  sarobidy, 23  sarotra, 24  tsy azo vidina, 25  tsy azon' ny kely vola, 26  tsy mahaleo ny sarany ny vidiny, 27  tsy takatra, 28  tsy takatry ny malahelo
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how lafo
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 31  lafo
Sokajin-teny  32  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  33 [Sihanaka] lasam-bidy [1.78]

Teny iditra (3/4) 34  lafo
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36 [Sakalava] Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [1.1]
Voambolana  37  Haibiby: trondro
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/4) 39  lafo
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny frantsay  41 [Betsimisaraka] (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [1.196]
Voambolana  42  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  44 falo, Falò, 45 Fola, lafo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21