Entrée (1/2) | 1 lafika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Farafara, fandriana [1.78] 4 Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra [1.1] 5 Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako [1.1] 6 Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro [1.1] 7 Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry [1.1] 8 Bozaka na mololo fandrian'ny biby [1.13] |
Explications en anglais |
9 Anything put under, as a mat or mattress [1.7] |
Explications en français |
10 Ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas [1.8] 11 Litière, natte [1.13] 12 Litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana [1.196] |
Exemples |
13 Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#] 14 Adarà, fa fandria-malemy lafika, ka tsy itadiavako lafika sy ondana. [2.69#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot lafika |
Entrée (2/2) | 25 lafika |
Partie du discours | 26 nom |
Vocabulaire |
27 Botanique |
Explications en français |
28 (du malais: lapik). [1.196] 29 Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae) [1.196] |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 31 falika, kilafa, lafika |
Mis à jour le 2023/04/12 |