|
|
|
|

Teny iditra1  mandafika
Fototeny  2 lafika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manisy zavatra hatao lafika: Iza no nandafika mololo ireto entana ireto? [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mandafika, 9 mifandakà, mifandaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21