Entrée tsy mahaleo ny sarany ny vidiny (tsy, leo, sara, vidy)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny zavatra izay mihoatra noho ny vidiny ny vola nikarakarana azy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31