|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 sara |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 bikana
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/4) | 4 sara |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy
[Taisaka]
[1.78] 7 Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana 8 Vola nomena taloha ny mpanao fanafody 9 (ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 the fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 loyer pour usage; prix d'un billet de train
[1.8] 12 Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 24 haba, 25 hofantoerana, 26 vidintoerana |
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 28 sara |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes :
31 Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563. Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques. [Sakalava] 32 Aponogeton sp. (Aponogetonaceae). Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible. [Taisaka] [1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry 34 Finoana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 37 Sarà |
| Sokajin-teny | 38 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
39 Sarah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 Sara
[2.996] |
| Ohatra |
41 Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty.
[1.38]
|
| Voambolana | 42 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 43 saraha, saraha, saraha |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 44 Toko sy andininy momba Sarà |
| Lahatsoratra | 45 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sarà |
| Fivaditsoratra | 46 Arsà, 47 rasa, Sarà, sara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|