|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  haba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin' ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a large silver ring worn as an ornament round the arms. [1.2#216]
5 a bracelet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 bracelet fait d'une seule pièce [1.3]
7 bracelet [1.8]
Ohatra  8  Ao ny nanome azy ranon-javatra hosotroina, ao ny nanome azy handroana, ao ny nanolotra karaza-menaka hihosorana, ao ny namatotra haba tamin' ny tanany na vakana tamin' ny vozony. [2.472]
9  Hividiananao haba volamena sy salovana. [2.499]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)12  haba
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vola alaina amin' ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toerana efa voadidy ho fakana izany. (Taloha raha tsy nanome vola ny tompon' entana, dia ny entam-barony mihitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 taxes or tribute paid to the sovereign as an acknowledgement of submission. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 taxe imposée aux marchands des divers marchés, patente, octroi, péage [1.3]

Teny iditra (3/4)17  haba
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19 for havana [Provincial] [1.2]

Teny iditra (4/4)20  haba
Sokajin-teny  21  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  22 an exclamation of admiration in seeing something that makes one laugh [Provincial]
23 thank you; a word used after receiving a favour.
24 Haba, tompoko e (thank you, sir) Comp. arahaba [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25 interjection, cri d'admiration qui prête à rire. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  28 baha, haba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17