Entrée sarana (sara)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Andoavana: Sarana ohatrinona ny lakanao hitondra anay erỳ ampita erỳ
¶ (mpanao fanafody) Karamaina: Nosarako roapolo ilay mpanotra ny tanako folako [Rajemisa 1985]
Morphologie 
sarana
sarako
saranao
sarany
sarantsika
saranay
saranareo
saran'
saran-
saram-
sara-
nosarana
nosarako
nosaranao
nosarany
nosarantsika
nosaranay
nosaranareo
nosaran'
nosaran-
nosaram-
nosara-
hosarana
hosarako
hosaranao
hosarany
hosarantsika
hosaranay
hosaranareo
hosaran'
hosaran-
hosaram-
hosara-
sarao

Mis à jour le 2020/07/31