|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sinara
Fototeny  2 sara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Andoavana sarany, hofany vetivety. [1.1]
Ohatra  5  Efa nosinaranao ve ilay lakana? [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  Sinara
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  11 Shinar. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  12 Shinéar. [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  14 Toko sy andininy momba Sinara

Fivaditsoratra  15 Rasina, 16 risana, 17 sanary, 18 sañira, Sanira, 19 sarina, 20 Sinara, sinara, 21 sirana, siraña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12