Entrée mpimasy (masy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Mpanao fanafody, mpanasitrana [1.78]
 Olona sady mitsabo no manao sikidy [1.1]
Explications en anglais A medicine man, a diviner [1.7]
Explications en français Devin [1.3, 1.8]
  [Merina] (de hasina : propriété mystérieuse qu'ont les plantes de guérir ou de faire mourir). C'est le spécialiste du traitement par les plantes. Souvent improprement appelé « sorcier » par les Européens. Souvent confondu aussi avec le mpanandro, le mpisikidy, etc. [1.196]
Exemples 
1Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana. [2.472]
2Indro tonga ny Mpimasy 'zay hanolotra ny sorona; [2.1022]
3ka ireo mpimasy sy mpanjaka dia azony hanaiky an' i Frantsa. [2.113]
4Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy. [2.472]
Vocabulaire 
Analogues  ombiasa
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/23