|
|
|
|

Teny iditra1  mpanandro
Fototeny  2 andro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 astrologue, diseur de sorts [1.3#42]
5 (de andro : le jour). Astrologue ; celui qui choisit les jours fastes ou néfastes, les dates des cérémonies familiales, etc.
6 Il peut intervenir dans certains traitements mais seulement pour en apprécier l'opportunité.
7 Beaucoup d'Européens l'ont confondu avec le mpimasy, spécialiste du traitement par les plantes, ou avec le mpisikidy. [1.196]
Ohatra  8  avy tany Persia, ombiasy sy mpanandro. [2.508#]
9  Alaina mpisikidy, alaina mpanandro, tsy misy vokany! [2.528#]
10  Samy nanatona mpanandro ny ray aman-dreny roa tonta. [2.245#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mpanandro, 12 mpandrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17