Entrée | vidy | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Définition malgache | Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy? ¶ Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay ¶ Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [Rajemisa 1985] | ||||
Traduction anglaise | price, value [Hallanger 1973] | ||||
Traduction française | prix [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] | ||||
valeur [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] | |||||
Vocabulaire | Economie: (en général) | ||||
Dérivations |
| ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Analogues | vanga | ||||
Exemples | Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [Andraina: Mitaraina, page 152] | ||||
Citations | Proverbes contenant le mot vidy | ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |