Entrée fividy (vidy)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina mividy
Azo vidina [1.1]
Exemples 
1ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59]
2Raha vinanto tsara fividy ka mitondra ny matomperiny ary mivimbina ny trafony dia tsy mba vinanto fa isan-janaka indrindra. [2.436]

Mis à jour le 2023/04/14