Entrée mividy (vidy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [1.1]
Explications en anglais To buy [1.7]
Explications en français Acheter [1.8, 1.13]
Exemples Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy. [2.4]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mividy
Passé : nividy
Futur : hividy
Impératif : mividia, mividiana
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/11