|
|
|
|

Teny iditra1  vidina
Fototeny  2 vidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io
5 Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1]
Ohatra  6  Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 andro vidina
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  vidina, 13 vinady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17