|
|
|
|

Teny iditra1  halafosana
Fototeny  2 lafo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra lafo, na vidim-bola be: Tsy laitra ny halafon' ny vidim-piainana ankehitriny [1.1]

Fivaditsoratra  5 fahasolana, halafosana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12