|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ; mpandafo |
| Fototeny | 2 lafo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Izao no lazaiko anareo mpandafo hena.
[2.298#112]
5 Nentanin-kasosorana tamin' ny mpandafo vilany I Sarila, indray taona, ka tsy navelany hiaraka tamin' ny tompony ny entam-barotra. [2.470#37] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 7 fampando, mpandafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|