Entrée hira
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Lalao, kilalao, hehy [1.78]
 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
Hirahira: Hira andaniana andro.
Mitovy hevitra: antsa ~ atoa ~ kalo ~ kalokalo ~ vazo ~ vetso
(Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso)
Explications en anglais A song; music; play [1.7]
Explications en français Chant [1.3, 1.8]
 Airs, musique vocale
Action de s'amuser avec des objets [1.3]
 Musique; jeux [1.8]
Exemples 
1Hira inona no nohiraintsika? [2.270]
2Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356]
3Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : hira, hirako, hiranao, hirany, hirantsika, hiranay, hiranareo, hiran', hiran-, hiram-
Préfixée : -kira, -kirako, -kiranao, -kirany, -kirantsika, -kiranay, -kiranareo, -kiran', -kiran-, -kiram-
Dérivés 
 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée hira
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] Anaran-gidro [1.78]
Explications en anglais Ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233]
Explications en français Maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233]
Nom scientifique Lemur catta
Vocabulaire 
Synonymes hirana
Co-hyponymes ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tableaux et planches Les Lémuriens
Illustrations 

Entrée Hira
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en malgache Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38]
Explications en anglais Hirah [2.996]
Explications en français Hira [2.996]
Vocabulaire 
Citations bibliques 

Entrée Hi
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Zanak' i Aksesa [2.996]
 Ira [2.996]
Explications en français Ira [2.996]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Citations bibliques 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/14