|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihira
Fototeny  2 hira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 milalao [Taisaka, Tanosy] [1.78]
5 Manao hira: Mihira ny mpianatra
6 Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to sing; to amuse oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 chanter; s'amuser [1.8]
Ohatra  9  Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo: [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  manaingafeo, 15  manandrapeo, 16  manaoangoatenda, 17  manaobesonkira, 18  manaofasiny, 19  manaofeoandoha, 20  manaofeovoalohany, 21  manaosaikiny, 22  mandredona, 23  miantsa, 24  mikalo, 25  mikalokalo, 26  miredona, 27  mitanisa, 28  mitoloko, 29  mitoreo, 30  mivazo, 31  mivetsovetso
Kamban-teny rehetra  32  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)34  mihirà
Fototeny  35 hira
Sokajin-teny  36  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihira [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  37 mihary, mihirà, mihira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21