Entrée mitoreo (toreo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalaheloizany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany
Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1]
Morphologie 
Présent : mitoreo
Passé : nitoreo
Futur : hitoreo
Impératif : mitoreova

Mis à jour le 2023/01/20