Entrée (1/3) | 1 Atoa |
Partie du discours | 2 nom (abréviation) |
Vocabulaire |
3 Etiquette |
Explications en malgache |
4 fanafohezan' ny hoe Andriamatoa [3.1] |
Explications en anglais |
5 "Mr." (Mister) : abbreviation of Andriamatoa [3.1] |
Explications en français |
6 "M." (Monsieur) : abréviation de Andriamatoa [3.1] |
Exemples |
7 Ary dia tsy lany solombavambahoaka moa atoa Ravelojaona. [2.356] 8 Tia tanindrazana sy mpanompon' ny Firenena atoa Randriamamonjy F. [2.508] |
Entrée (2/3) | 9 atoa |
Partie du discours | 10 nom |
Dérivés |
|
Vocabulaire |
15 Musique: (en général) |
Explications en malgache |
16 Antsa na hira miaraka amin' ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha [1.1] |
Explications en anglais |
17 a song sung in honour of the sovereign, the idols, or at the time of circumcision. [1.2] |
Entrée (3/3) | 18 atoa |
Partie du discours | 19 adverbe |
Explications en malgache |
20 etsy [Taisaka]
[1.78] |
Explications en français |
21 là (près) [Taisaka]
[1.82] |
Synonymes | 22 ato |
Tableaux et planches |
23 Tous les adverbes |
Anagrammes | 24 aato, aota, atao, Atoa, atoa, aato, aota, atao, Atoa, atoa |
Mis à jour le 2024/02/06 |