|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hahay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 aye-aye (Daubentonia madagascariensis)
[2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 aye-aye (Daubentonia madagascariensis)
[2.233] |
| Voambolana | 6 Haibiby: mampinono |
| Tsipelina hafa | 7 ahay, aiay |
| Tovy hevitra | 8 aingitra |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
85 Ny Gidro |
| Teny iditra (2/2) | 86 hahay |
| Fototeny | 87 hay |
| Sokajin-teny | 88 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mahay |
| Ohatra |
89 Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy!
[2.356]
90 Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499] 91 Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528] |
| Fivaditsoratra | 92 ahahy, hahay, 93 hahia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|