Entrée | 1 mahay (hay) |
Partie du discours | 2 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
3 Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako [1.1] 4 Mahalala: Mahay zavatra betsaka io Rangahy io [1.1] 5 Afaka mahavita: Tsy mahay ny ratsy Andriamanitra [1.1] 6 Mahatanty, mahalefitra: Tsy mahay mihafy ny tanora [1.1] 7 Afaka mifampiraharaha, mifankahazo amy..,: Tsy mahay an' io Ramatoa io aho [1.1] 8 Afaka hifehy: Mahay ny ankohonany tsara Rabe. [1.1] |
Explications en anglais |
9 Able, clever, competent. It governs the accusative, and it is joined to verbs in the same way as the English can, denoting ability to do a thing. [1.2] 10 To know, to be able [1.2] 11 Able, clever [1.7] |
Explications en français |
12 Savoir [1.3, 1.13] 13 Capable, compétent [1.3#205] 14 Connaître; pouvoir, pouvoir faire, être capable, être compétent, fréquenter, savoir gouverner, savoir conduire [1.3#205] 15 Savoir faire, être capable [1.8] |
Exemples |
16 Mato-tsaina ka mahay mitondra olona ny teraka alahamady; [1.381#] 17 Tsy manana fiadiana sady tsy tia ady no tsy mahay miady. [2.508#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/06/18 |